| Teny iditra | roa lela | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | roa, lela | |
| Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy roa lela ~ Sabatra roa lela [1.1] | ||
| Tovy hevitra | miroa lela | |
| Teny iditra | roalela (roa, lela) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Bilame [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |
|