| Teny iditra |
mirohotra
(rohotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery
[1.1]
|
| | Aller ensemble, aller en foule [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana.
[2.356]
|
| 2 | Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa.
[1.353]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mirohotra |
| Ny lasa : |
nirohotra |
| Ny hoavy : |
hirohotra |
| Filaza mandidy : |
mirohota |
|
| Tsipelina hafa |
|