| Teny iditra | misongadina (songadina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miavaka tsara, mivongady Voaenda-damba, miboridana [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky.
[2.471] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misongadìna (songadina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misongadina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|