| Teny iditra | mitana (tana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao Mitahiry: Mitana lolompo [1.1] | |||||||||
| To lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7] | |||||||||
| Retenir, saisir [1.3, 1.8] | |||||||||
| Garder, arrêter [1.3] | |||||||||
| Arrêter (se dit de la police) [1.8] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte] Tenir, retenir, saisir [1.405] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitanà (tana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|