| Teny iditra | mitolona (tolona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] | |||||||||
| [Tambahoaka] Manao tolona [1.78] | |||||||||
| Ohatra | Mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mifampitolona | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|