|
|
|
|

Teny iditra mitovy tantana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mitovy, tantana
 Tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano
Mitovy hevitra: ankamarenana ~ bambaray ~ fandrin-drano ~ lemaka ~ marin-drano ~ marin-tampona ~ marin-toerana ~ marina ~ mitohy nonoka ~ mitovy lemba ~ mitovy lenta ~ mitovy rano ~ mitovy saranga ~ mitovy soroka ~ ranoray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28