| Teny iditra | mivonto (vonto) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1] | |||||||||
| To swell up, to puff out [1.7] | |||||||||
| S'enfler [1.8] | |||||||||
| ahena ny mivonto: diminuer l'enflure. [1.13] | |||||||||
| Ohatra | raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano;
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|