| Teny iditra |
montotra
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Mandondona, avo kely noho ny manodidina Miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany:
Asa fa montotra indray Rasoa androany Manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy
[1.1]
|
| | Saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation Fâché, gonflé de colère [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo
[2.69]
|
| 2 | Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana!
[2.857]
|
| 3 | Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be
[2.285]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
montotra |
| Filaza mandidy : |
montora |
|
| Sampanteny |
| Tsipelina hafa |
|