|
|
|
|

Teny iditra rambon-damba
Sokajin-teny anarana
Singan-teny rambo, lamba
 Ny vola entina mitsapa alahelo ny mana-manjo. Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no tonga mamangy (efa voalevina mifono lamba ny maty, ka ny famangiana manaraka aty aoriana dia toy ny rambo manaraka ny lamba). (Jer. koa: ranombary tsy masaka, solontsosoa, fao-dranomaso, kofehy, solon-kofehy, zara levenana) [1.1]
 A gift brought at the time of a funeral [1.7]
 Participation financière apportée à un enterrement [1.8]
Voambolana 
Ohatra Sasao madio dia madio ny fery, dia alaina ny fangoka (rambondamba) sy ny lavenon-dambarano sy ny kelihomandrà (bozaka mandady tahaky ny sofin-totozy), ahandroina ny vary sosoa ridritra atao aman-dravina atao mahamay; [2.48]

Teny iditra rambon-damba
Sokajin-teny anarana
Singan-teny rambo
 The fag-ends of a cloth, the thread left unwoven. [1.2]
 The end of a piece af weaving [1.7]
 Frange au bout d'une étoffe qu'on tisse [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11