|
|
|
|

Teny iditra ranombary tsy masaka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny rano, vary, tsy, masaka
 Anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko
Mitovy hevitra: faodranomaso ~ kofehy ~ rambondamba ~ solon-tsosoa ~ zara levenana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11