| Teny iditra |
rehetra
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny)
[1.1]
|
| | All [1.7]
|
| | Tous, tout [1.3, 1.8]
|
| | Cf. avokoa,
daholo,
samy
[1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
[2.472]
|
| 2 | Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra:
[2.471]
|
| 3 | mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo
[2.299]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
rehetra,
-drehetra |
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | ~ ~ ~ |
|