| Teny iditra |
resa-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe resaka
|
| Ohatra |
| 1 | Izao izy io, fa efa resa-dehilahy moa izy ity!
[2.4]
|
| 2 | Resa-be ny anay telo mianaka hatrany an-trano
[2.445]
|
| 3 | Marina fa ny resa-bahoaka dia tsy maintsy feno tsaho
[2.988]
|
|
|
| Teny iditra |
resa
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
(de resa ou
resaresa : lenteur, mollesse ; allusion aux propriétés médicinales prêtées à la plante).
Senecio vaingaindranii Scott-Elliot (Asteraceae). Sa décoction amère est administrée aux personnes de tempérament lymphatique pour les stimuler. Semble renfermer des alcaloïdes.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Senecio vaingaindranii |
|
| Teny iditra |
Resà
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Rissah [2.996]
|
| | Rissa [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
Resa
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Rhesa [2.996]
|
| | Résa [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|