| Teny iditra |
rivo-doza
|
| Sokajin-teny | kambanteny
|
| Singan-teny | rivotra,
loza |
| | Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
|
| | Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
|
| | Cyclone [1.13]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
[2.445]
|
| 2 | Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza;
[4.27]
|
| 3 | Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava
[4.14;2012/02/18]
|
|
| Tovy hevitra | |
| Teny nalaina |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
Rivo-doza
|
| Sokajin-teny | anarana (teatira)
|
| Mpanoratra | Rajemisa-Raolison Régis |
| Mpanonta printy |
|
| Voambolana |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|