|
|
|
|

Teny iditra masiaka (siaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay
Mitovy hevitra: fo vato ~ fon' Itrimo ~ lian-dra ~ lozabe ~ mahery sata ~ mamba noana ~ mangidy ~ ratsy fo ~ sakay kely rano ~ tsy mamela mivalo ~ tsy mifaditrovana ~ tsy mitondra roa [1.1]
 Savage, cruel, fierce
Figuratively: very pungent [1.2]
 Cruel, violent, méchant; piquant, acerb [...] [tohiny 1.5]
 Qui a un goût piquant, une saveur agressive
Pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
Ohatra 
1Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!... [2.471]
2Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : masiaka
Filaza mandidy : masiaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15