| Teny iditra | sitrapo | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | sitraka, fo | ||||
| Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1] | |||||
| The will; one's own desires [1.7] | |||||
| La volonté; les désirs [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|