|
|
|
|

mangobakobaka anaty kibony. sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo; bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny.
Teny iditra tantsaha (saha)
Sokajin-teny anarana
 A countryman, a farmer [1.7]
 Paysan [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e. [2.470]
2fa hianareo Tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48]
3Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27]

Teny iditra Tantsaha
Sokajin-teny anarana (lohatenim-boky)
Mpanoratra Rakotonandrasana Louis de Gonzague
Mpanonta printy 2000. Tsipika. Edition Tsipika.
Copyright Editions Tsipika 2000
Sombiny 
takila 82
Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no
takila 160
Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (
takila 167
Tsy te hiseho ho
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/18