|
|
|
|

Teny iditra tehina
Sokajin-teny anarana
 Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena
Mitovy hevitra: firitsoka ~ kanonta ~ kibango ~ kipikipy ~ langilangy ~ longy ~ tabaka ~ valavala [1.1]
 A staff, a cane [1.7]
 Canne [1.8]
Ohatra Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470]
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17