| Teny iditra | tsy mandray ravin' avaratra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, mandray, ravina, avaratra | |
| Enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1] | ||
| Tovy hevitra | tsy mandray ravin-deno | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|