|
|
|
|

Teny iditra valalabemandry
Sokajin-teny anarana
Singan-teny valala, be, mandry
 Teny enti-milaza ny ankapobem-bahoaka, ny sarambabem-bahoaka [1.1]
 [ valala be mandry ] The mass of the people, the public [1.2]
 The mass of common people [1.7]
 La masse du peuple [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470]
2Ary ny valalabemandry ho main'ny hetaheta [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24