|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  akana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3#13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/4)8  akana
Fototeny  9  aka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2]
Ohatra  12  Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [2.471]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/4)17  akàna
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  honkon'antsy [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (4/4)20  Akana
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  22  Randzavola: Akana amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  23  Akan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24  Aqân [2.996]
Voambolana  25  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  26  Toko sy andininy momba Akana

Fivaditsoratra  27 akana, akàna, Akana, 28 anaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20