Teny iditra (1/4) | 1 araka |
Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny rehetra | 5 Teny miisa 133 izay misy araka |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.7] according to, following |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3, 1.8] selon, suivant 9 [1.3] d'après, en proportion |
Ohatra |
10 [1.3] araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
11 [1.3] araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) 12 [1.3] araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) |
Teny iditra (2/4) | 13 araka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
43 [1.1] milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.3, 1.5] action de suivre, d’accompagner action de réclamer, d'imiter 45 [1.3] action de revendiquer action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter |
Teny iditra (3/4) | 46 araka |
Sokajin-teny | 47 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
48 [1.78] [Betsimisaraka]
reraka, sasatra |
Teny iditra (4/4) | 49 araka |
Sokajin-teny | 50 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
51 [1.10] karazan-toaka mahery |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |