|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  -ay
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe
Tsanganana sy sary iray takila  3  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/5)4  ay
Sokajin-teny  5  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  6  Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7  An expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (3/5)9  ay
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  12  aina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13  Vie, corps [1.82]
14  Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur [1.68]
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)17  ay
Sokajin-teny  18  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  19  aiza [1.78]
Tovy hevitra  20  aia
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (5/5)22  Ay
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  24  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  25  Ai [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26  [2.996]
Ohatra  27  Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i ay. [2.996]
Tsipelina hafa  28  haia, haia
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  29  Toko sy andininy momba Ay
Tsanganana sy sary iray takila  30  Fitanisana
Lahatsoratra  31  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Ay

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29