Teny iditra Betsileo (be, tsy, leo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay nom d'une population du centre sud de Ma [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Ohatra 
1Andriamanalinarivo nanjaka tany Betsileo. [Fagereng: Tantara, takila 93]
2Tany Betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [Dahle: Angano, takila 201]
Teny nalaina 

2018/01/07