Teny iditra Echinochloa
Sokajin-teny anarana
 Echinochloa colona : ahibary, akatambivy, varimbivihy, voloandro
Echinochloa crus-galli : ahibary, ahidrano, karanga, osaosa, tsimparifarifotsy, tsimparifary
Echinochloa pyramidalis : ahibava, ahidrano, ahilava, karanga, sarivary, songolo, tsimparifarimanja, tsimparifary
Echinochloa stagnina : ahibary, ahidrano, farimanga, karanga, tsimparifarimanga, tsimparifarimena, tsimparifary
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17