Teny iditra | 1 Filazantsara |
Singan-teny | 2 filazana, tsara |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the Gospels; the New Testament |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Evangile, Nouveau Testament 7 [1.5] Nouveau Testament, Évangile |
Ohatra |
8 Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649] 9 amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357#] 10 Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353#] |
Voambolana |
11 Soratra Masina |
Haiendriteny |
|
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 14 Toko sy andininy momba Filazantsara |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: filazantsara ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |