|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kabona
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan' ahitra marikivy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Herbe acidulée. Espèce d'Oxalis [1.3]
6  Oxalis villosa M.Bieb. (Oxalidaceae). Petite herbe à goût d'oseille. Employée comme légume ou assaisonnement. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)8  Kabona
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  10  Soratra Masina
Fanazavàna teny malagasy  11  Randzavola: Kabona amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  12  Cabbon [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Kabbôn [2.996]
Tovy hevitra  14  kebona, kebona
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana

Fivaditsoratra  16  banòka, bokana, bonaka, kabona, kobana

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/02