|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kasa
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitovy hevitra amin' ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay vatan-kazo maniry eo ambony andrefana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Presque, sur le point de, peu s’en faut, peu s’en est fallu: Kasa maty aho (J'ai frisé la mort) ~ Kasa nahita loza aho (j’ai failli avoir du malheur) [1.3#315]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/3)6  kasa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan' ny saina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  Propos, projet, résolution [1.3#315]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)15  kasa
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  18  Remède. § hàsina. [1.19]
Tovy hevitra  19  hasy, kasy

Fivaditsoratra  20  kasa, saka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22