|
|
|
|

Teny iditra (1/13)1  la
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà).
Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany
4  [1.78] [Taisaka] fandavana
5  [1.78] [Bara] mandà, miodina
6  [1.1] tsy fetezana hanao, tohitra
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3, 1.5] refus
9  [1.3] reniement, renoncement, rejet, négation
10  [1.8] qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette
11  [1.14] action de nier, de refuser
Fanazavàna teny italianina  12  [1.18] rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato
rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono
negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/13)19  la
Sokajin-teny  20  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.6] [Tanala] si

Teny iditra (3/13)22  la
Sokajin-teny  23  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.10] teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany!
25  [1.10] teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va?

Teny iditra (4/13)26  la
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.78] [Taisaka] tonta (fiasana), mihintsana (volo)

Teny iditra (5/13)29  la-
Sokajin-teny  30  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31  [1.10] ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets.

Teny iditra (6/13)32     
Sokajin-teny  33  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  34  [1.4] ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina.
Fanazavàna teny frantsay  35  [1.8] any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible
àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt.
36  [1.8] ao, tao, ho ao: là (pas visible)
37  [1.8] eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible
38  [1.8] indry: voilà! là!
39  [1.8] injao: là! (tout près)

Teny iditra (7/13)40  la    
Sokajin-teny  41  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  42  [1.4] ny: La lune (Ny volana)
Mpanahaka  43  le, les

Teny iditra (8/13)44  la    
Sokajin-teny  45  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.4] izy, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho)
Mpanahaka  47  le, les

Teny iditra (9/13)48     
Sokajin-teny  49  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny italianina  50  [1.18] eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano)

Teny iditra (10/13)51  la    
Sokajin-teny  52  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny italianina  53  [1.18] ny

Teny iditra (11/13)54  la    
Sokajin-teny  55  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  56  [1.1] Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama
57  [1.10] laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO.
Voambolana  58  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  59  do, re, mi, fa, sol, si
Sary 
60 

Teny iditra (12/13)61  La    
Sokajin-teny  62  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  63  [3.1] Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  64  [3.1] Lanthanum.
Fanazavàna teny frantsay  65  [3.1] Lanthane.
Voambolana  66  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  67  Fisokajiana miherina

Teny iditra (13/13)68  LA    
Sokajin-teny  69  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  70  [3.1] Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia.
71  [3.1] Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia.
Voambolana  72  Haitoetany: tanàna
Sary 
73 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02