Teny iditra (1/4) | 1 lia |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10#L.306] 4 Dia [1.78] 5 Dia, dy [1.78] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 7 lia |
Sokajin-teny | 8 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. [1.10#L.306] 10 Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10#L.306] 11 Niavian' ny hoe malia [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 14 lia |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalialalana [1.10#L.306] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 18 Lià |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Voambolana |
20 Soratra Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
21 Leah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 Léa [2.996] |
Tovy hevitra | 23 lea, lea |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Lià |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 26 ila, lia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |