Teny iditra | mahamasina (hasina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | |
Ohatra | Izay ataon' ity tany ity mahamasina an'ialahy avokoa. [Callet: Tantara, takila 1089] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahamasina io | |
Teny iditra | Mahamasina (maha-, masina) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Tsipelina hafa | Imahamasina | |
Ohatra | Ary mandeha mankeny Soanierana sy ety Mahamasina. [Callet: Tantara, takila 173] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny Mahamasina io | |
Haianarantany | maha, masina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |