|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manozona (ozona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To curse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Maudire [1.8]
Ohatra  6  Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa. [2.996]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manozòna (ozona)
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozona
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20