|
|
|
|

Teny iditra1  mibolisatra (bolisatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1]
Ohatra  4  ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra

Fivaditsoratra  10  mibolasitra, mibolisatra, misobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05