Teny iditra |
ntaolo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [1.2]
|
| The men of old, the ancestors [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les anciens, les ancêtres [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny Ntaolo.
[2.245]
|
2 | Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika?
[1.437]
|
3 | Manomboka amin' ny kely indrindra ny Ntaolo raha mandrefy.
[2.436]
|
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|