|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)9  sosa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [1.78]
12  Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  (toute l'île) orthographe préférée à soso par Malzac (sens général : action de glisser rapidement et sans secousse ; allusion à la pirogue sur laquelle on embarquait toujours ces tubercules ; mais c'est aussi la plante mâle par excellence et le nom peut cacher un sens plus libidineux). Nom donné aux Dioscorea (Dioscoreaceae) à tubercule comestible. Notamment, suivant les dialectes : [1.196]
14  Dioscorea bemandry Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae) [1.196]
15  Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier ; réf. Perrier 8241 B (Perrier écrit « soso »), et Dioscorea soso Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae) [1.196]
16  Dioscorea trichopoda Jum. et H.Perrier ; réf. Seyrig 221 ; le même échantillon a été déterminé Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier par Burkill (1949) ; Dioscorea ovinala Baker, (Dioscoreaceae) réf. Seyrig 221. Ces trois espèces semblent avoir été souvent confondues y compris par les botanistes. Voir aussi soso [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)19  Sosa
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  21  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  22  Shushan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23  Suse [2.996]
Ohatra  24  Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao sosa ny didy. [2.996]
Tovy hevitra  25  sosana, sosana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  26  Toko sy andininy momba Sosa
Tsanganana sy sary iray takila  27  Fitanisana

Fivaditsoratra  28  saso, sosa

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03