|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tahaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
4  Dika mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  Like, similar to [1.2#599, 1.7]
6  As [1.2#599]
Fanazavàna teny frantsay  7  Semblable, pareil [1.8]
8  Copie [1.13]
Ohatra  9  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
10  Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470]
11  Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Filaza mandidy :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny tahaka io

Teny iditra (2/3)23  taka
Sokajin-teny  24  mpampiankin-teny
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny mpampiankin-teny rehetra

Teny iditra (3/3)27  ta-haka
Sokajin-teny  28  kambanteny
Singan-teny  29  ta, maka

Fivaditsoratra  30  hakata, hataka, tahaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/17