Teny iditra |
taranaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Génération, lignée [1.54]
|
Ohatra |
1 | Ity taranaka ity dia taranaka ratsy.
[2.996]
|
2 | Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny.
[2.117]
|
3 | Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay!
[2.298]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
taranaka,
taranako,
taranakao,
taranany,
taranatsika,
taranakay,
taranakareo,
taranak',
tarana-,
taranaky |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|