Teny iditra vatolahy (vato, lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] tsangambato [Rakotosaona 1972]
 Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [Rajemisa 1985]
 tsangambato naorina ho fahatsiarovana [SLP 1986]
Famaritana frantsay stèle, pierre levée [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra vato mitsangana ~ tsangambato
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [Profita: Ranary, takila 139]
2Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [Rajaonarivelo: Bina, takila 104]
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra vatolahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay lave solidifiée en colonne prismatique [SLP 1986]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra Vatolahy (vato, lahy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany vato, lahy

Teny iditra Vatolahy
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Rabetsimandranto: Vatolahy
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19