|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aby
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  avy, rehetra [Taimoro, Bara, Tanosy] [1.78]
4  rehetra [Taisaka] [1.78]
5  isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [Betsileo] [1.78]
6  manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [Tandroy] [1.78]
7  teny fahita indrindra amin' ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin' ny hoe daholo, avokoa: tonga aby ny mpianatra tao am-pianaranay androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [Provincial] [1.2]
9  all [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra, avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles) [1.3]
11  jiaby [Tankarana] [1.19]
12  tous [Provincial] [1.8]
Sampanteny 
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  Aby
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  17  Abi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18  Abiyya [2.996]
Ohatra  19  Ary ny anaran-dreniny dia aby, zanakavavin'i Zakaria. [2.996]
Voambolana  20  Soratra Masina
Tsipelina hafa  21  ab
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  22  Toko sy andininy momba Aby
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fitanisana
Lahatsoratra  24  Randzavola: Aby ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  25  aby, -bay, bay

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10