Teny iditra | adrey | ||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||||
Famaritana malagasy | Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [Ravelojaona 1937] | ||||
Fandikana anglisy | an exclamation of surprise or approbation; Really! You don't say! See there! [Richardson 1885] | ||||
oh my!, alas! [same as adray] [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | tiens ! douleur, crainte : aïe ! [comme adray] [Hallanger 1974] | ||||
Tsipelina hafa | adray ~ dray ~ drey ~ endrey | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |