|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afobe
Singan-teny  2  afo, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A children's game, but not with fire.
Voambolana  5  Kilalao

Teny iditra (2/2)6  afobe
Singan-teny  7  afo, be
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] enfer
Ohatra  11  Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470]
12  Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472]
13  Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996]
Voambolana  14  Fivavahana, finoana
Haiendriteny 
15  Tsotra :

Fivaditsoratra  16  afobe, faobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21