|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ahio
Fototeny  2 ahy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahina [Fitanisana]
Ohatra  4  Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao. [2.996]

Teny iditra (2/2) 5  Ahio
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 Ahio, Ahiao [2.996]
8 Randzavola: Ahio amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  9 Ahio [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10 Ahyo [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
Tsipelina hafa  12 ahiao, ahiao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13 Toko sy andininy momba Ahio

Fivaditsoratra  ahio, Ahio, 14 ahôy, 15 aiho, 16 haoy, 17 hoay, 18 iaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22