|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahio
Fototeny  2  ahy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahina [Fitanisana]
Ohatra  4  Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao. [2.996]

Teny iditra (2/2)5  Ahio
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.38] Randzavola: Ahio amin' ny Baiboly
Fanazavàna teny anglisy  8  [2.996] Ahio
Fanazavàna teny frantsay  9  [2.996] Ahyo
Voambolana  10  Soratra Masina
Tsipelina hafa  11  ahiao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12  Toko sy andininy momba Ahio

Fivaditsoratra  13  ahio, ahôy, aiho, haoi, haoy, hoay, iaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21