Teny iditra (1/3) | 1 aina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] life 5 [1.2] animal life, strength. 6 [1.7] breath |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants) Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort 8 [1.8] vie; souffle |
Ohatra |
9 Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 107 Ohabolana misy io teny aina io |
Teny iditra (2/3) | 108 a~ina |
Sokajin-teny | 109 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Teny iditra (3/3) | 110 AINA
![]() |
Sokajin-teny | 111 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
112 [4.43.fr.2017.06.24] Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa |
Voambolana |
113 Fikambanana |
Fivaditsoratra | 114 a~ina, aina, anay, i~ana, iana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |