Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : aina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aina ity, hoy Rainimanonja. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akoholahy Akoholahy Akoholahy Akoholahy Akoholahy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Coq qui a mangé de l' étoupe, ce qu'il a pris pour lui servir de nourriture devient sa perte. [2.415 #3537]
Coq qui avale de l' étoupe : s' il parvient à l' avaler, c' est une nourriture ; s' il n'y parvient pas, sa langue s' y prend et il en crève. [2.415 #3537] Un coq avalant de l' étoupe: s' il peut l' avaler, elle le nourrira; mais s' il ne peut l' avaler, elle lui embarrassera la langue. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui portent la parole et qui s' y embarrassent. [2.415 #3537] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aleo mamonjy aina, hanaiky na handositra, fa manao vy manidina Andriamanelo. [2.415 #63] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut sauver sa vie : il faut se soumettre ou s' enfuir, car Andriamanelo fabrique du fer volant. [2.415 #63] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces paroles furent dites par les Vazimba, premiers habitants du pays, lorsqu' Andriamanelo, inventeur des sagaies en fer, s' empara de la contrée ; les Malgaches conservèrent du respect pour les Vazimba et offrirent des sacrifices à leurs mânes. [2.415 #63] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Amboa homana ondry, ka ny aina no manefa. [2.415 #4268]
Amboa homana ondry, ka ny fo no manefa. [1.1 #62, 1.3] Amboa homan' ondry, ka ny aina no manefa. [2.558 #161] Amboa nangalatra ondry, ka ny fo no manefa. [2.165] Amboa nangalatra ondry: ny fo no manefa. [2.415 #4268, 2.653 #126] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny mpangalatra izay tsy maintsy manonitra arakaraka ny zavatra nangalariny. [1.1 #62] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [2.415 #4268]
Un chien qui a volé un mouton, il le paiera de sa vie. [2.165] Un chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Quand un voleur est pris sur le fait, il est mis à mort. [1.3]
S' appliquait à celui qui s' était rendu coupable d' un crime entraînant la peine de mort. [2.165] Se disait des voleurs pris en flagrant délit de vol, entraînant la peine capitale ; ils étaient mis à mort sans autre forme de procès. [2.415 #4268] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ampinga Ampinga | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bouclier en feuilles de gouet : le visage est bien caché mais la vie n' est pas à l' abri. [2.415 #3450] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une défense qu' on perce facilement à jour, ou bien d' un succès de peu de durée. [2.415 #3450] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Andevolahin' ny hariana ny aina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est l' esclave des richesses. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui sacrifient leur vie pour acquérir des richesses. [2.415 #6270] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Angady tokana ny aina: raha tapaka tsy misy hasolo azy. [2.653 #228, 2.974 #464] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est une bêche unique : si elle se brise, plus moyen de la remplacer. [2.974 #464] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Antitra natonton' olona, ka zara raha nahatana ny ainy. [2.558 #295]
Antitra natonton’ olona : zara raha mahatana ny ainy. [2.415 #1804, 2.653 #248] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qu' on se met à frapper : heureux pour lui s' il garde la vie. [2.415 #1804] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient sans défense. [2.415 #1804] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Arahaba tsy maty fo aman' aina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Salut, vous dont la mort a respecté le coeur et la vie. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Formule de salut après un accident ou un malheur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Aza manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne cherchez pas à agir en maître (en vous fiant à votre force). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Aza manirina olona tsy afaka aina. (;. [2.558 #686, 2.653 #581, 1.1]
Aza manirina olona tsy afak' aina. [2.415 #3170] Aza manirina | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aoka tsy hanao zavatra mbola tsy amin' ny fotoanany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne fermez pas les yeux à un mourant qui n' a pas expiré. [2.415 #3170] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne soyez pas trop pressé de recevoir l'héritage. [2.415 #3170] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Aza Aza | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Aza mitomany handatsaka aina, toa bala. [2.165 #522] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne pleurez pas du désir de tuer, comme les balles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à leur sifflement. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Aza tanora be Aza tanora be Tanora be Tanora be | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeunes gens qui poussent de longs soupirs : ils mourront avant les malades. [2.415 #1584]
Ne soupirez pas souvent et ne soyez pas rempli d' émotion alors que vous êtes jeune, de peur que vous ne mouriez avant ceux qui sont malades. [2.415 #2784] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui poussent des soupirs, chaque fois qu' il y a un travail à faire ou quelque chose à supporter. [2.415 #2784]
Se disait des jeunes gens qui poussent des soupirs chaque fois qu' il y a un travail à faire. [2.415 #1584] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Aza tanora be Aza tanora loza, ka tsy misy ho enti-miantitra. [2.415 #2591] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' ayez pas dans votre jeunesse un mauvais caractère, car vous n' auriez personne pour vous venir en aide dans le malheur de votre vieillesse : on s' éloignerait de vous. [2.415 #2591] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Babin-katsaka an-tany mena, ka ny baby roa tsy misy fa raha mahatana ny aina dia zara. [2.558 #841]
Katsaka an-tani-mena : ny baby telo tsy misy. [1.196] Katsaka an-tanimena : ny baby roa tsy misy fa raha mahatana ny aina dia zara. [2.558 #1605] Katsaka an-tanimena : ny baby telo tsy misy, fa raha velona ny aina dia zara. [2.415 #2500, 2.653 #1236] Katsaka maniry an-tany mena: ka zara raha mahatana ny aina, fa ny baby telo dia tsy misy. [2.165 #598] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | maïs planté en latérite, pas de plantes à trois épis [1.196]
Du mais poussant dans la terre rouge: il arrive tout juste à ne pas périr, et il n' y a pas trois épis. [2.165] Maïs qui pousse dans une terre rouge : il ne porte pas trois épis, et si sa vie est sauve c' est une bonne fortune. [2.415 #2500] un enfant ne saurait donner de bons résultats, s'il n'est placé dans des conditions favorables. [1.196] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La terre rouge ou latérite de Madagascar est très aride. [2.165]
Se disait des pauvres. [2.415 #2500] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Balan-tsakaiza ka anivon' ny aina indrindra. [2.558 #844] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Bibilava vonoina, ka tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra, tsy vava hiteny, fa todin' aina no andrasana. [2.558]
Bibilava vonono : tsy manan-tanana hamaly izy, fa Andriamanitra no andrasana. [2.415 #22] Bibilava vonono : tsy Bibilava vonono, tsy tanana hamely, tsy tongotra hitsipaka fa Andriamanitra no andrasana. [1.1] Bibilava vonono: tsy Bibilava vonono: tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra, fa Andriamanitra no andrasana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entimilaza ny fisian' ny tody, na koa ny fomban' Andriamanitra an' ireo malemy sy osa, izay tsy manan-kanoherana ireo mpanao tsindry hazo lena na kely tsy mba mamindro. [1.1]
Enti-milaza ny olona osa na madinika na mahantra izay tsy mba afaka hamaly amin' ny herin' ny tenany raha misy mamely azy fa Andriamanitra no antenainy hamaly izay mampahory azy. [1.1] Marina ka mamaly ny ratsy sy ny tsara. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un serpent qu' on tue : il n' a pas de mains pour se défendre, mais il compte sur Dieu. [2.415 #22] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe s' appliquait aux petits et aux faibles qui souffrent des oppressions : ils attendent que Dieu leur fasse justice. [2.415 #22] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Boka misikidy : ny tokin' aina dia lavorary fa ny aretina no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Boka misikidy : ny tokin' aina dia tsara ihany, fa ny hasoavana tsy misy intsony. [2.415 #1973]
Boka misikidy : ny tokin’ aina tsara ihany, fa ny hasoavana tsy misy intsony. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui consulte le sikidy pour connaître l'avenir : des promesses de vie il y en a bien, mais de la beauté il n'y en a plus. [2.415 #1973] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le lépreux n' a rien à faire contre son sort, on ne peut l' exorciser. [2.415 #1973] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Boka namahan-jaza : natao hamelona kanjo nanampina ny aina. [2.558 #931]
Boka namahan-jaza : natao hamelona, kanjo nanampina ny ainy. [2.415 #1979, 2.653 #802] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreuse qui nourrit un enfant : on croyait qu'elle lui donnerait la vie et elle la lui ôte. [2.415 #1979] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaintes sur les lépreux ; sens général : faire du mal en croyant soulager. [2.415 #1979] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Boka nisikidianana: ny tokin’ aina dia tsara, fa ny tenany be nahafahana. [2.415 #125, 2.653 #813] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux pour qui on consulte le sort par le sikidy : la promesse de vie est belle, mais son corps est bien mutilé. [2.415 #125] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe dit le malheur du lépreux qui restera toujours incapable d'être exorcisé ; on l' appliquait à toute difficulté insurmontable. [2.415 #125] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Efa an-dohariana ny aina. [2.415 #2851] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est au sommet de la cascade : la mort est proche. [2.415 #2851] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mourants. [2.415 #2851] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Fary | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Firain' ny vava fito saha; firain' ny Firain’ ny vava fito saha, firain’ ny Firain' ny vava fito saha, firain' ny harem-boatondro, ny ataon' ny vava tsy araka ny aina. [2.558 #1162] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | A l' entendre il aura sept champs; d' après ses moyens il en aura la largeur d' un doigt. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est un vantard! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Fofo-nahandro ny aina, ka tsy hita izay Fofo-nahandro ny aina ka tsy hita izay Ny aina fofo-nahandro, ka tsy hita izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est comme la vapeur qui se dégage de la marmite : on ne voit pas quand et comment elle s' évanouit. [2.415 #2761]
La vie est comme le parfum des mets: on ne sait quand elle se dissipera. [2.165 #2094] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La vie est courte et incertaine. [2.415 #2762] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Fofo-nahandro ny aina : raha sokafana, dia lasa. [2.415 #2762, 2.653 #978]
Fofo-nahandro ny aina : raha sokafana dia lasa tokoa. [2.558 #1186] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est comme la vapeur dans la marmite : quand on découvre la marmite, la vapeur s' en va. [2.415 #2762]
La vie est un fumet de repas : ôtez le couvercle, la voilà qui s’échappe. [2.974 #468] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La vie est courte et incertaine. [2.415 #2762] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Henan' ny mpitsoka Henan' ny mpitsoka mozika : ataovy tsara zara fa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Viande qu' on donne en récompense aux musiciens : qu' on la partage bien, car c' est le prix du souffle de la vie. [2.415 #4491] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la cote personnelle ou prix de la vie vidin' aina ; cette cote personnelle était payée au souverain. [2.415 #4491] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Hoatry ny tehina Ohatra ny tehina | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme une canne dans la main de celui qui aime à se parer : elle est à la fois une parure et un soutien. [2.415 #2430]
(Les enjants) sont comme une canne aux mains d’un élégant : c’est à la fois une parure et un soutien. [2.974 #174] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses à plusieurs usages. [2.415 #2430] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ilay nahandro takatra, ka izay no takatra. [1.1]
Izay no takatry ny aina hoy ilay nahandro takatra. [2.558] Izay no takatry ny ananana hoy ilay nahandro takatra. [2.558] Izay takatry ny aina, hoy ilay manan-takatra. [2.415 #5852] Izay takatry ny aina, hoy ilay namahan-takatra. [2.653 #1199] "Izay takatry ny ananana no atao" , hoy ilay Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny aina. [2.558] Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny ananana. [2.558] Toy ilay nahandro takatra, ka izay no takatry ny ananana. [2.415 #4608, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsilalaon-teny manambara fa izay no vita tamin' ny sakafo, ka aoka tsy hahazo tsiny avy amin' izay nasaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme celui qui a fait cuire un oiseau takatra : il a fait ce qu' il a pu. [2.415 #4608]
"Chacun fait selon ses moyens" , dit celui qui servait un "takatra" (à ses hôtes). [2.165] Fais ton possible, dit celui qui nourrit un oiseau takatra. [2.415 #5852] Pareil à celui qui a cuit un "takatra" , il a fait ce qu' il a pu (d' après ce qu' il possédait). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' était une manière plaisante d' encourager et de s'encourager. Jeu de mots sur les deux sens du mot takatra : possible et oiseau. [2.415 #5852]
Jeu de mots sur les deux sens de takatra : le nom d' un oiseau, et ce à quoi on peut arriver. [2.415 #4608] Le "takatra" , sorte d' ombrette, est un oiseau de mauvais augure pour les Malgaches; et pour en manger il fallait n' avoir rien d' autre à se mettre sous la dent. Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "takatra" , pouvoir ou atteindre, et "takatra" , oiseau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Izay andro Izay andro | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Izay iray vatsy iray aina. [2.653 #1181, 2.974 #407] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceux qui ont le même viatique partagent le même sort. [2.974 #407] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Izay kely fihinana kamo fila aina. [2.653 #1183]
Izay kely fihinana kely fila aina. [2.558 #1489] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Izay maharary no itoeran' ny aina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsaroana erý, miohatra noho ny rantsam-batana hafa, ilay marary amin' ny tena, ka saika ao mandrakariva ny saina sy ny eritreritra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Izay manoro lala-mahitsy, mamindra aina. [2.415 #6503, 2.558]
Izay manoro lalana mahitsy, mamindra aina. [2.165 #1597] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui indique une route droite, communique la vie. [2.165 #1597]
Ceux qui montrent le droit chemin, communiquent la vie. [2.415 #6503] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Kely tsaroan' ny aina ohatra ny voan' ny somisika. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Kibobo voafandrika ka ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Lahiantitra mitehin-kiho : tsy haingo fa tohan' aina. [2.558 #1676, 2.653, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qui met la main sur les hanches : ce n' est pas par fierté, c' est pour se soutenir. [2.415 #1825] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Manafaingana tena toy ny marary be tsy homan-kanina. [2.415 #2800]
Manafaingan-tena ohatra ny marary tsy homan-kanina. [2.558] Manafaingan-tena ohatra ny marary tsy Manafaingan-tena toy ny marary be tsy homan-kanina. [2.165 #2110, 2.653 #1488] Marary be tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est gravement malade et ne peut plus rien avaler accélère sa fin. [2.165]
Hâter sa fin comme un malade qui ne mange plus rien. [2.165 #2110] Hâter sa perte comme un malade qui ne mange même plus les choses qu' il aimait. [2.415 #2800] L' homme gravement malade qui ne peut plus prendre de nourriture hâte sa fin. [2.415 #2804] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui ne pouvait plus manger allait mourir. [2.415 #2804]
Les malgaches pensent que quand quelqu' un ne peut plus manger, il doit être près de sa mort. [2.165] On faisait manger beaucoup les malades ; quand un malade refusait de manger, son entourage disait qu'il hâtait sa mort ; ce proverbe se disait de ceux qui ne font pas leur possible pour se tirer d' embarras. [2.415 #2800] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Manao ain-kavana. [2.415 #1094] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vivre aux dépens des siens, c' est manger leur âme et leur vie. [2.415 #1094] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Manao mosalahy ny aina. [2.415 #6295] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Risquer la vie follement. [2.415 #6295] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Manao ny ain-tsy ho zavatra. [2.415 #6298]
Manao vy very ny aina. [2.415 #6298, 2.653 #1560] Manao vy very ny ainy. [2.165 #886] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Risquer sa vie. Litt. faire de sa vie comme d' un morceau de fer perdu. [2.165]
S' exposer et sacrifier sa vie. [2.415 #6298] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette expression s' emploie très fréquemment, mais il est difficile d' en discerner l' origine. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Manao very tena ; mahafoy ny aina. [2.415 #6297] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' exposer et sacrifier sa vie. [2.415 #6298] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Manao vy very ny aina, ka manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ils exposent leur vie et cherchent la mort. [2.415 #6299] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des voleurs, des soldats, des commerçants qui vont trafiquer au loin, au risque de leur vie. [2.415 #6299] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Mandrodona | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Mangahazo anaty tenona: mitondra lefona Mangahazo anaty tenona : mitondra lefona | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Maniocs au milieu de glaïeuls : ils portent des lances au coeur et sont affligés jour et nuit ; on dit qu' ils sont vivants parce qu' ils n' ont pas perdu la vie. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le glaïeul est une mauvaise herbe très vivace et dont les feuilles sont en forme de lance ; les pousses qui sortent de terre sont dures et piquantes ; ce proverbe se disait des affligés. [2.415 #2618] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Maty an-tsoron' aina. [2.415 #2871] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mourir à la fleur de l' âge, c' est la vie offerte en sacrifice. [2.415 #2871] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Miala aina hanadio ny sasany tahaka ny savony. [2.558 #2241] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Voalavo mifanena | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme deux rats qui se rencontrent sur un bois traverse de maison, dans un passage étroit et élevé : que chacun protège sa vie, le chemin est étroit. [2.415 #3528]
Des rats se rencontrant sur une poutre haute et étroite: chacun cherche à préserver sa vie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une lutte entre deux puissants. [2.415 #3528] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Mihalohalo toa voanjo am-bavan' antitra : tsy midina ho tohan' aina, tsy mitsipika ho an' ny akoho. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Mihazakazaka ambany farafara ka tsy misy hanam-parana ny aina. [2.558 #2315, 2.653 #1767] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Mitari-bato tsy mihoraka: very ny androatokon' aina. [1.1]
Raha | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Rehefa manao zava-tsarotra ifanakonana, manome hery sy ahavitana be ny fiarahana mihorakoraka, mihirahira, fa tsy mangingina samy maka ho azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pousser une grosse pierre et ne pas crier, c’est perdre les deux tiers de ses forces ; (s’aimer et ne pas se le dire, c’est perdre les deux tiers de l’affection). [2.974 #19] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Mitehin-kiho am-piakarana, ka sady haingo no tohan' aina. [2.558 #2448]
Tehin-kiho am-piakarana; tsy haingo fa tohan' aina. [2.165 #1304, 2.653 #3057, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa misy fisehoan-javatra ivelany izay toa haitraitra fotsiny, nefa hay tena zavatra ilaina mihitsy. [1.1]
Enti-milaza ny olona toa mampidera bika amin' ny fihetsiny, nefa hakingana no anaovany an' io fa mba tsy hisehoany hoe sasatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on met les mains sur les hanches en montant, ce n' est pas pour être plus beau, c' est pour s' aider à marcher. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 54 | Mpamosavy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 55 | Na dia kely aza, Na dia kely aza, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est peu de chose, mais cela éveille la vie, comme la petite mesure de riz en été, alors que le riz est rare. [2.415 #2767] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 56 | Nahoana hianao no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi vous mettez-vous sous la dépendance de votre gendre ? et la réponse est : c'est qu' il a pris ma fille, celle qui est ma vie. [2.415 #1456] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 57 | Natao ho ranonorana ho tohan’ aina, ka nivadika ho havandra hanorotoro. [2.974 #493] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On croyait avoir (en lui) une ondée bienfaisante, et le voilà changé en grêle dévastatrice. [2.974 #493] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 58 | Natao ho salaka hanohana ny aina, kanjo nitondra haofotsy Natao ho salaka hanohana ny aina, kanjo nitondra haofotsy hanai-kitra ny valahana. [2.415 #5922, 2.653 #2090] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On croyait que ce serait un salaka qui soutiendrait la vie en ceignant les reins, mais, hélas ! il a porté des poux blancs qui piquent les reins. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des déceptions. [2.415 #5882] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 59 | Natao ho vady hialana aina, kanjo tsy azo hianteherana akory. [2.415 #1387]
Natao ho vady hialana aina, kanjo tsy azo nianteherana akory. [2.558 #2760] Natao ho vady hialan' aina, kanjo tsy azo hianteherana akory. [2.415 #1307, 2.653 #2091] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je croyais rester avec cet époux jusqu' à la mort et cependant voici que je ne peux pas compter sur lui. [2.415 #1307]
Je l' avais pris comme époux pour la vie, et cependant je ne puis pas me promettre qu' il me sera un appui constant et fidèle. [2.415 #1387] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de l' épouse qui craint la répudiation. [2.415 #1387]
Sens général : être abandonné par celui en qui on avait mis toute sa confiance. [2.415 #1307] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 60 | Ny aina aloka aman-javona: mihelina dia lasa. [2.165 #2093]
Ny ain' ny olombelona aloka aman-javona: mihelina dia lasa. [2.415 #2772, 2.653 #2130, 2.974 #471] Ny ain' olombelona toy ny fofo-nahandro, ka mihelina dia lasa. [2.558 #2836] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie de l’homme est une ombre et un brouillard : elle passe et n’est plus. [2.974 #471]
La vie est une ombre et une fumée: elle passe et n' est plus. [2.165] La vie humaine est de l' ombre et du brouillard : elle apparaît rapidement et s' en va. [2.415 #2772] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 61 | Ny aina hoatry ny fanjozoro : ka izay mahavatra mampando no manana ny mafy. [2.415 #2768] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est comme la moelle de jonc : ceux qui prennent soin de l' humecter l' ont solide. [2.415 #2768] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut bien se soigner pour vivre longtemps. [2.415 #2768] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 62 | Ny aina raha lasa tsy mba miverina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 63 | Ny aina Ramangatahina, ny vola Ramangatadiavina. [2.558 #182] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 64 | Ny aina toy ny tavim-bilany, ka tsy fantatra izay Tavim-bilany ny aina ka tsy fantatra izay | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa malia aoka izany ny aina ka tsy hitahita akory ny hahapotehany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie est comme un têt de marmite : on ignore quand elle se brisera, le jour ou la nuit. [2.415 #2769]
La vie est comme un têt de marmite: on ne sait quand elle se brisera, pendant le jour ou pendant la nuit. [2.165 #2092] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 65 | Ny aina tsy afaky ny tompony. [2.653 #2127, 2.974 #469]
Ny aina tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie n'appartient pas à son possesseur. [2.974 #469] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 66 | Ny aina tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On n' a pas plusieurs vies. [2.415 #2891] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Exhortation à se soigner. [2.415 #2891] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 67 | Ny aina tsy mba bozaka, ka raha maina ny lohany dia maniry indray ny fakany. [2.558 #2835]
Ny aina tsy mba bozaka, ka raha maina ny lohany maniry indray ny fakany. [2.415 #2770, 2.653 #2128, 2.974 #470] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie n’est pas comme l’herbe, dont la tige peut reverdir, si la pointe se flétrit. [2.974 #470]
La vie n'est pas comme l' herbe qui repousse par la racine lorsque la tête est desséchée. [2.415 #2770] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La vie est courte. [2.415 #2770] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 68 | Ny aina tsy mba landihazo : raha antoandro ny andro mibo-haka. [2.415 #2771, 2.653 #2129] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie n' est pas comme le fruit du cotonnier qui se dilate en plein jour. [2.415 #2771] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la brièveté de la vie. [2.415 #2771] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 69 | Ny amboa no be aina, fa raha voky Ny amboa no be aina fa raha voky Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha voky Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha voky | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le chien est un animal bien vigoureux, mais quand il est repu de sang, il couche en chemin avant d' arriver au terme. [2.415 #4543]
Un chien est très vigoureux; mais quand il est repu de sang de viande, il se couche en route. [2.165 #824] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par l' invité pour dire qu' il est rassasié. [2.415 #4543] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 70 | Ny andriana tsy mba itsitsiana ny aina. [2.415 #379] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas épargner sa vie au service du souverain. [2.415 #379] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 71 | Ny fitia tsy hanjary ve no andritana aina? [2.558 #3005]
Ny fitia tsy ho lany no andritana ny aina. [2.415 #5119, 2.653 #2237] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un amour inépuisable dessèche la vie. [2.415 #5119] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dépérir d'amour. [2.415 #5119] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 72 | Ny harena no tian-kananana, ka ny aina no atao tsy ho zavatra. [2.558 #3033]
Ny harena no tian- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont les richesses qu' on veut acquérir et on fait peu de cas de la vie. [2.415 #6316] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 73 | Ny sandry be tsy ody aina, ary ny hatanorana tsy ody faty; fa samy ho faty avokoa. [2.653 #2414]
Ny sandry be tsy ody aina, ny hatanorana tsy ody faty, fa samy ho faty avokoa. [2.415 #2909] Ny sandry be tsy ody aina, ny hatanorana tsy ody mahavelona, fa hetra | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La force n' est pas un talisman qui conserve la vie, la jeunesse n' est pas un talisman contre la mort, mais tout le monde mourra. [2.415 #2909] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 74 | Nitondra ny tsy araka ny aina, hoatry ny moka Nitondra ny tsy araka ny aina, ohatra ny moka Nitondra ny tsy eran' ny aina, ohatra ny moka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Recevoir ce qui est au-dessus de ses forces comme le moustique qui a reçu un soufflet. [2.415 #2731] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la manière de tuer les moustiques. [2.415 #2731] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 75 | Ny vola Ramangatsimahatola, ny aina Ramangatsiatakalo zavatra. [2.558 #3362] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 76 | Ny vola tahaka ny volon' orona : tsaroan' ny aina raha anongotana. [2.558 #214] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 77 | Omby mahia be tandroka ka mitondra ny tsy eran' ny aina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny tsy maintsy hanaovana ny adidy na dia sarotra aza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 78 | Raha lany ny harena, mihatra amin' ny aina. [2.415 #2553] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on a dépensé tout son bien, la vie même y passe. [2.415 #2553] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au vol qui était souvent puni de mort. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 79 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 80 | Ranomaso tsy mahatana aina. [2.653 #2758, 2.974 #164]
Ranomaso tsy mahatana aina, ny firariana tsy mahafefy ny loza. [2.558 #3708] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les larmes ne retiennent pas la vie. [2.974 #164, 2.165]
Les pleurs ne retiennent pas la vie. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ce n' est pas en pleurant qu' on peut empêcher quelqu' un de mourir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 81 | Reniakoho | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule qu' on attache avec un câble : elle porte ce qui est au-dessus de ses forces. [2.415 #857] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A chacun sa condition ; il ne faut pas imposer à quelqu' un une charge au-dessus de ses forces. [2.415 #857] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 82 | Sandry be tsy hery; fahatanorana tsy ody faty. [2.165 #1928]
Sandry be tsy ody aina, fahatanorana tsy ody faty, tonon' andro, tsy voavidin-karena. [2.558 #250] Sandry be tsy ody aina, ny hatanorana tsy ody faty ; fa samy ho faty avokoa. [2.653 #2859, 2.974 #167] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vigueur du bras ne retient pas la vie, la jeunesse n’est pas un remède contre la mort : tous doivent mourir. [2.974 #167]
Un grand bras n' est pas de la force; la jeunesse n' empêche pas la mort. [2.165 #1928] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 83 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui consulte le sikidy : on a beau lui promettre monts et merveilles, la maladie lui coupe les nerfs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On ne peut rien contre le destin, le sikidy ne fait que manifester le destin ; sens général : le conseil est excellent mais la difficulté reste. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 84 | Singam-bolo tsy mahafehy faty. [2.165 #2104, 2.974 #168]
Singam-bolo tsy mahafehy faty, ny ranomaso tsy mahasakana ny nenina. [2.558 #3895] Singam-bolo tsy mahafehy faty; ranomaso tsy mahatana aina. [2.415 #2920, 2.653 #2898] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un cheveu ne lie pas un cadavre, des larmes ne retiennent pas la vie. [2.415 #2920]
Un seul cheveu ne peut attacher un corps. [2.165] Un seul cheveu ne peut attacher un mort. [2.974 #168] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est une grande affaire que de préparer le corps pour le porter au tombeau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 85 | Sombin' aina. [2.415 #1002]
Sombin' ny aina. [2.415 #1002] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les enfants sont comme une parcelle de la vie des parents. [2.415 #1002] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Expression très usitée pour désigner les enfants. [2.415 #1002] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 86 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Porter du fumier dans le fossé, on en a pour toute la vie. [2.415 #3752]
Porter du fumier dans le fossé, on en a pour toute sa vie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faudra toujours en porter et travailler toute la vie. [2.415 #3752]
On aura besoin de fumier tant qu' il y aura des rizières. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 87 | Tao-zava-drafozana : avo roa toko ny aina. [2.415 #1477] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on travaille pour ses beaux-parents on montre deux tiers de forces de plus. [2.415 #1477] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On cherche à se faire bien voir des beaux-parents ou des chefs. [2.415 #1477] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 88 | Tenin’ aina, tahaka ny salakan’ Tenin' aina, tahaky ny salakan' atsimon-drova. [2.415 #685] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Agir en maître ou avec force, comme la manière de porter le salaka autour des reins chez les gens qui habitent au sud du palais. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait l' autorité orgueilleuse, ou plus généralement un grand effort. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 89 | Torimason-jamba : aina no fetra. [2.653 #3151, 2.974 #173]
Torimason-jamba ka aina no fetra. [2.558 #275] Torimason’ ny jamba : taolam-balo no fetra. [1.147 #T106] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le sommeil de l’aveugle dure jusqu’à sa mort. [2.974 #173] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 90 | Tsy jabany ny ainy. [2.415 #6327]
Tsy tsapany ny ainy. [2.415 #6327] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne tient pas compte de sa vie et s' expose au péril. [2.415 #6327] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 91 | Tsikin' olon-tiana, ka sady toky no vahatry ny aina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 92 | Tsy mba ny miray donak' afo, fa ny miray Tsy mba ny miray | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 93 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [2.653 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [2.415 #4035] Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [2.415 #4035] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d'excuses. [2.415 #4035] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 94 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha voky | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 95 | Tsintsina mitondra sompanga: ny taona dia zina, fa ny kibo hasiana no tsy misy. [2.653 #3320]
Tsintsina mitondra sompanga : ny taona dia zina fa tsy omby ny kibo. [2.558 #4450] Tsintsina mitondra sompanga : tongan' ny aina, fa tsy omby ny vava. [2.558 #4451] Tsintsina nahazo sompanga: nahazo lehibe, fa tsy omby ny kibo. [2.415 #5880, 2.653 #3321] Tsintsina nitondra sompanga : ny taona dia zina, fa ny kibo hasiana no tsy misy. [2.415 #2410] Tsintsina nitondra sompanga : tongan' ny aina, fa tsy omby vava. [2.415 #5880, 2.653] Tsintsina nitondra sompanga: tongan' ny ainy, fa tsy omby ny vavany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Petit oiseau qui porte de grosses sauterelles : c' est un temps d' abondance, mais il n' a pas de ventre pour les mettre. [2.415 #2410]
Petit oiseau tsintsina qui a pris une grosse sauterelle sompanga il a pris une grosse proie, mais son ventre ne peut pas la contenir. [2.415 #5880] Un "tsintsina" (petit oiseau) portant une "sompanga" (grosse sauterelle): il a été assez fort pour l' apporter, mais elle est trop grosse pour son bec. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Avoir des yeux plus gros que le ventre. [2.165]
Les yeux plus gros que le ventre. [2.415 #5880] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 96 | Tsitsio ny harena, fa tsy mifamotoana ny ainao sy ny faharetany. [2.415 #2412] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Économisez vos richesses, car leur durée et celle de votre vie ne se sont pas entendues d' avance pour concorder. [2.415 #2412] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 97 | Valala samborim-boka : na tsy afak' aina eo no ho eo aza, dia. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sauterelles prises par un lépreux, si elles ne sont pas mortes sur le coup. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui manquaient de délicatesse et d' adresse. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 98 | Veloma fo aman' aina. [2.415 #4178] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Puissiez-vous avoir la vie sauve et qu' aucun malheur ne vous frappe. [2.415 #4178] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 99 | Very vahatry ny aina, tahaka ny maty zanaka lahi-matoa. [2.558 #4947]
Very vahin' ny aina toy ny maty zanakalahy matoa. [2.415 #8] Very | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdre la liane de sa vie comme celui qui perd son fils aîné. [2.415 #8] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dans le langage figuré la liane verte était le symbole d'un appui solide. [2.415 #8] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 100 | Vitsika nahazo valala: tonga ny entana, fa ny vava no tsy omby. [2.165 #637]
Vitsika nahazo valala : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des fourmis qui ont pris une sauterelle; le butin est arrivé, mais la bouche est trop petite (pour le manger). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 101 | Voalavo mihazakazaka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat courant à un endroit très élevé, veille sur ta vie, car l' endroit où tu tomberas est bien loin. [2.415 #6262] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Soyez vigilant et prévoyant. [2.415 #6262] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 102 | Volon-katsaka misakan-tadio, ka manohana ny tsy eran' ny ainy. [2.165 #910]
Volon-katsaka misakan-tadio, ka manohitra ny tsy eran' ny aina. [2.558 #5023] Volon-katsaka misakan-tadio : manohitra ny tsy eran’ ny aina. [2.415 #801, 2.653 #3731] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Barbe de maïs qui s' oppose au tourbillon : elle lutte contre ce qui est au-dessus de ses forces. [2.415 #801]
Des fleurs de maïs s' opposant à un ouragan: elles tentent ce qui leur est impossible. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des petits et des faibles luttant contre le malheur ou contre les grands. [2.415 #801] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 103 | Voromahery miongo-bolo : ny aina be ihany, fa ny ho enti-manidina no tsy misy. [2.415 #697, 2.558 #5037, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aigle qui mue : la force est grande, mais ce qui manque, c' est de quoi voler. [2.415 #697] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grands qui n'exerçaient pas leur puissance. [2.415 #697] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||