Teny iditra |
ainga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fibatana, fialana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | (root not much used) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de soulever, de lever, d'aller charcher [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
ainga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka [1.1]
|
Ohatra |
1 | Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka
[1.1]
|
2 | Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy.
[4.27]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
ainga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hevitra mitombina iaingana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Principe [1.13, 1.5]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
ainga,
aingako,
ainganao,
aingany,
aingantsika,
ainganay,
ainganareo,
aingan',
aingan-,
aingam- |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ainga
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Mandeha ainga haka rano: mantsaka andao aingatsika: andeha isika [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|