Teny iditra (1/4) | 1 akana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3#13] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 akana |
Fototeny | 9 aka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] |
Ohatra |
12 Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 17 akàna |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 honkon'antsy [Betsimisaraka]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 20 Akana |
Sokajin-teny | 21 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Randzavola: Akana amin' ny Baiboly [1.38] |
Fanazavàna teny anglisy |
23 Akan [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 Aqân [2.996] |
Voambolana |
25 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 26 Toko sy andininy momba Akana |
Tsanganana sy sary iray takila |
27 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 28 akana, akàna, anaka, akana, akàna, anaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04 |