Teny iditra akoa (koa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azera (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay
Adaboka: Nakoan-dRakoto ny tranony fa kely loatra, hono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be demolished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on démolit [1.3, 1.8]
 A faire ébouler ou détacher: Nakoan' ny ranonorana ny ampiantany (La pluie a fait ébouler la muraille) ~ Hakoako ity trano ity, fa kely loatra (Je vais démolir cette maison, parce qu’elle est trop petite) [1.3]
 Qu'on fait tomber [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akoa, akoako, akoanao, akoany, akoantsika, akoanay, akoanareo, akoan', akoan-, akoam-
Ny lasa : nakoa, nakoako, nakoanao, nakoany, nakoantsika, nakoanay, nakoanareo, nakoan', nakoan-, nakoam-
Ny hoavy : hakoa, hakoako, hakoanao, hakoany, hakoantsika, hakoanay, hakoanareo, hakoan', hakoan-, hakoam-
Filaza mandidy : akoavy
Kamban-teny 

Teny iditra akoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] karazana, foko [1.78]

Teny iditra akoa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Taisaka] toa [1.78]
  [Taisaka] toy, tahaka [1.78]
Tovy hevitra akoniñy

Teny iditra akoa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] sahala [1.78]

Teny iditra akoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] rano [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28