Teny iditra (1/5) | 1 akoa |
Fototeny | 2 koa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Azera (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay Adaboka: Nakoan-dRakoto ny tranony fa kely loatra, hono |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be demolished |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#342, 1.8] qu'on démolit 7 [1.3#342] A faire ébouler ou détacher: Nakoan' ny ranonorana ny ampiantany (La pluie a fait ébouler la muraille) ~ Hakoako ity trano ity, fa kely loatra (Je vais démolir cette maison, parce qu’elle est trop petite) 8 [1.8] qu'on fait tomber |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 14 akoa |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
karazana, foko |
Teny iditra (3/5) | 17 akoa |
Sokajin-teny | 18 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taimoro, Taisaka]
toa 20 [1.78] [Taisaka] toy, tahaka |
Tovy hevitra | 21 akoniñy |
Teny iditra (4/5) | 22 akoa |
Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Taisaka]
sahala |
Teny iditra (5/5) | 25 akoa |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.78] [Taisaka]
rano |
Fivaditsoratra | 28 akao, akoa, aoka, oaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |