Teny iditra alabe (ala, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taifasy] ala ngeza nefa efa vaky [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy A great or thick forest. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Alabe mangokoka no ao atsinanany. [Ramarlah: Bara]
2Vao afaka ny alabe dia niseho sahady ny volon-tanin' ny Betsileo. [Rajaonarivelo: Bina, takila 35]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31