|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ala fady
Singan-teny  2  ala, fady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.196] (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
Voambolana  7  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)8  ala fady
Singan-teny  9  ala, fady
Sokajin-teny  10  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana.
Ohatra  13  Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59#]

Fivaditsoratra  14  ala fady, faladia, fiadala

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16